plt_tn/psa/119/085.md

291 B

Nihady lavaka ho ahy ny mpirehareha

Ny mpirehareha mitady hisambotra ny mpanoratra na hampanao hadisoana azy. Izany dia lazaina toy ny hoe izy ireo tahaka ny mpihaza mihady lavaka hamandrihana ny mpanoratra tahaka ny biby.

ny mpirehareha

"olona mpirehareha" na "ireo izay mirehareha"