plt_tn/psa/119/081.md

12 lines
511 B
Markdown

# KAFA
Ity ni anaran'ny litera faha iraka ambin'ny folo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 81-88 dia manomboka amin'ity litera ity.
# Ao amin'ny teninao no hananako fanantenana
Eto ny "teny" dia maneho izay lazain'Andriamanitra. DH: "Matoky tanteraka izay lazainao aho"
# Maniry fatratra ny hahita ny fampanantenanao ny masoko
Eto ny "maso" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Maniry fatratra Anao aho mba hanatanteraka izay nampanantenainao hatao"