# KAFA Ity ni anaran'ny litera faha iraka ambin'ny folo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 81-88 dia manomboka amin'ity litera ity. # Ao amin'ny teninao no hananako fanantenana Eto ny "teny" dia maneho izay lazain'Andriamanitra. DH: "Matoky tanteraka izay lazainao aho" # Maniry fatratra ny hahita ny fampanantenanao ny masoko Eto ny "maso" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Maniry fatratra Anao aho mba hanatanteraka izay nampanantenainao hatao"