plt_tn/psa/119/071.md

8 lines
306 B
Markdown

# Ny fampianarana avy amin'ny vavanao dia
Eto ny "vava" dia maneho izay lazain'Andriamanitra. DH: "Ny fampianarana nolazainao dia" na "Ny fampianaranao dia"
# noho ny volamena sy volafotsy madinika an'arivony ho ahy
Azo atao mivelatra koko izany. DH: "noho ny vola be mikararana" na "noho ny harena be"