plt_tn/psa/119/071.md

306 B

Ny fampianarana avy amin'ny vavanao dia

Eto ny "vava" dia maneho izay lazain'Andriamanitra. DH: "Ny fampianarana nolazainao dia" na "Ny fampianaranao dia"

noho ny volamena sy volafotsy madinika an'arivony ho ahy

Azo atao mivelatra koko izany. DH: "noho ny vola be mikararana" na "noho ny harena be"