plt_tn/psa/119/069.md

534 B

ny mpiavonavona

"olona mpiavonavona"

Naningotra ahy tamin'ny lainga

Ny olona milaza lainga momba ny olona iray dia lazaina toy ny hoe izy ireo nandoto ilay olona tamin'ny fanapariahana lainga aminy.

amin'ny foko manontolo

Eto ny "fo" dia maneho ny sitrapon'olona iray. DH: "amin'ny fanoloran-tena tanteraka" na "tanteraka"

Mihamafy ny fon'izy ireo

Eto ny "fo" dia manambara ny sitrpon'ilay olona. Ny olona mafiloha dia lazaina toy ny hoe mafy tahaka ny vatolampy ny fo sy ny sitrapon'izy ireo. DH: "Mafiloha izy ireo"