forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
534 B
Markdown
16 lines
534 B
Markdown
|
# ny mpiavonavona
|
||
|
|
||
|
"olona mpiavonavona"
|
||
|
|
||
|
# Naningotra ahy tamin'ny lainga
|
||
|
|
||
|
Ny olona milaza lainga momba ny olona iray dia lazaina toy ny hoe izy ireo nandoto ilay olona tamin'ny fanapariahana lainga aminy.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny foko manontolo
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fo" dia maneho ny sitrapon'olona iray. DH: "amin'ny fanoloran-tena tanteraka" na "tanteraka"
|
||
|
|
||
|
# Mihamafy ny fon'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fo" dia manambara ny sitrpon'ilay olona. Ny olona mafiloha dia lazaina toy ny hoe mafy tahaka ny vatolampy ny fo sy ny sitrapon'izy ireo. DH: "Mafiloha izy ireo"
|