plt_tn/psa/119/055.md

404 B

Misaintsaina ny anaranao

Eto ny teny "narana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Misaintsaina Anao aho, ry Yaveh"

mitandrina ny lalànao

Izany dia fomba fiteny midika fa mankatò ny lalànao. DH: "mankatò ny lalànao"

fahazarako

"fanaoko"

nitandrina ireo fampianaranao aho

Izany dia fomba fiteny midika hoe manaraka na mankatò ireo fitsipika. DH: "nankatò ny fampianaranao aho"