# Misaintsaina ny anaranao Eto ny teny "narana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Misaintsaina Anao aho, ry Yaveh" # mitandrina ny lalànao Izany dia fomba fiteny midika fa mankatò ny lalànao. DH: "mankatò ny lalànao" # fahazarako "fanaoko" # nitandrina ireo fampianaranao aho Izany dia fomba fiteny midika hoe manaraka na mankatò ireo fitsipika. DH: "nankatò ny fampianaranao aho"