plt_tn/psa/119/047.md

8 lines
307 B
Markdown

# Mamiko ny didinao
Ireo mety ho heviny dia 1) "mahita fahafinaretana aho amin'ny fianarana ireo didinao" na 2) "fanaritra aho satria manam-pahafahana mianatra ireo didinao"
# Hanandratra ny tanako ho
Izany dia fomba fiteny izay midika manome voninahitra, manome lanja na manaja ire didin'Andriamanitra.