plt_tn/psa/119/047.md

307 B

Mamiko ny didinao

Ireo mety ho heviny dia 1) "mahita fahafinaretana aho amin'ny fianarana ireo didinao" na 2) "fanaritra aho satria manam-pahafahana mianatra ireo didinao"

Hanandratra ny tanako ho

Izany dia fomba fiteny izay midika manome voninahitra, manome lanja na manaja ire didin'Andriamanitra.