plt_tn/psa/119/039.md

24 lines
748 B
Markdown

# atahorako mafy
"mampatahotra mafy ahy"
# tsara ny fitsarana marinao
Andriamanitra mitsara amim-pahamarinana ary tsara ny fanapahekeviny. DH: "marina sy tsara ny fitsaranao"
# Indro
Ity dia fomba fiteny. Eto ny "indro" dia manondr fa mahalala ny toe-javatra. Ny ifantohana dia amin'ny fahalalana sy fahazavan-tsaina, fatsy hoe mitandrina fotsiny ihany.
# naniry fatratra ny fampianaranao aho
Ireo mety ho heviny dia 1) "te hahalala fatratra ny fampianaranao aho" na 2) "te hankatò mafy izay ampianarinao anay aho."
# velombelomy amin'ny fahamarinanao aho
Ny teny "fahamarinana" dia manondro ny maha marina. DH: "velombelomy aho satria marina Ianao"
# velombelomy
Ireo mety ho heviny dia 1) "hazony aho ho velona" na 2) "Atanjaho aho."