plt_tn/psa/119/039.md

748 B

atahorako mafy

"mampatahotra mafy ahy"

tsara ny fitsarana marinao

Andriamanitra mitsara amim-pahamarinana ary tsara ny fanapahekeviny. DH: "marina sy tsara ny fitsaranao"

Indro

Ity dia fomba fiteny. Eto ny "indro" dia manondr fa mahalala ny toe-javatra. Ny ifantohana dia amin'ny fahalalana sy fahazavan-tsaina, fatsy hoe mitandrina fotsiny ihany.

naniry fatratra ny fampianaranao aho

Ireo mety ho heviny dia 1) "te hahalala fatratra ny fampianaranao aho" na 2) "te hankatò mafy izay ampianarinao anay aho."

velombelomy amin'ny fahamarinanao aho

Ny teny "fahamarinana" dia manondro ny maha marina. DH: "velombelomy aho satria marina Ianao"

velombelomy

Ireo mety ho heviny dia 1) "hazony aho ho velona" na 2) "Atanjaho aho."