plt_tn/psa/119/015.md

350 B

Hisaintsaina ... ka hitandrina

Ireo dia fisainana mifanindry lalana izay mitovy hevitra, ka averimberina ho fanamafisana.

Hisaintsaina ny fampianaranao aho

"misaina tsara momba izay nampianarina anay"

hitandrina

Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fisainana lalina momba izay ifampidinihana. DH: "hihevitra tsara"

Mankamamy

finaritra