plt_tn/psa/119/015.md

16 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hisaintsaina ... ka hitandrina
Ireo dia fisainana mifanindry lalana izay mitovy hevitra, ka averimberina ho fanamafisana.
# Hisaintsaina ny fampianaranao aho
"misaina tsara momba izay nampianarina anay"
# hitandrina
Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fisainana lalina momba izay ifampidinihana. DH: "hihevitra tsara"
# Mankamamy
finaritra