plt_tn/psa/119/011.md

232 B

Noraketiko ato am-poko ny teninao mba tsy hanotako aminao

"Napetrako ato am-poko ny teninao." Izany dia sarinteny midika "notsarovako ny tenina." Ny fo dia kisarisary amin'ny fitoeran-javatra afaka mihazona izay sainin'ny olona.