plt_tn/psa/119/011.md

4 lines
232 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noraketiko ato am-poko ny teninao mba tsy hanotako aminao
"Napetrako ato am-poko ny teninao." Izany dia sarinteny midika "notsarovako ny tenina." Ny fo dia kisarisary amin'ny fitoeran-javatra afaka mihazona izay sainin'ny olona.