plt_tn/psa/119/009.md

992 B

BETA

Ity no anaran'ny litera faharoa amin'ny alfabeta Hebreo. Ao amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana amin'ny andininy 9-16 dia manomboka amin'ity litera ity.

Ahoana no hitandreman'ny tanora ny lalany mba hadio?

Ity fanontaniana ity dia manolotra tombambidy vaovao amin'ny tenin'Andriamanitra. Ity fanontaninana fampiasainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "Toy izany no hitandreman'ny tanora ny lalany mba hadio"

hitandreman'ny tanora ny lalany mba hadio

Ny mpanoratra mampitaha ny fiainana araka ny lalàn'Andriamanitra amin'ny lalankely nodiovina tamin'ireo tsentsina.

Amin'ny foko manontolo

Izany dia fomba fiteny. Ny fo dia manondro izay fihetseham-po, fahatsapana, faniriana, sy sitrapo rehetra. DH: "amin'ny momba ahy rehetra" na "amin'izay rehetra ato anatiko" na "amin-kitsipo"

aza mamela ahy hania amin'ny didinao

Eto ny tsy fankatoavana ireoe didin'Andriamanitra dia faritana ho mania amin'ny lalana. DH: "Aza mamela ahy tsy hankatò ireo didinao.