plt_tn/psa/119/009.md

20 lines
992 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# BETA
Ity no anaran'ny litera faharoa amin'ny alfabeta Hebreo. Ao amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana amin'ny andininy 9-16 dia manomboka amin'ity litera ity.
# Ahoana no hitandreman'ny tanora ny lalany mba hadio?
Ity fanontaniana ity dia manolotra tombambidy vaovao amin'ny tenin'Andriamanitra. Ity fanontaninana fampiasainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "Toy izany no hitandreman'ny tanora ny lalany mba hadio"
# hitandreman'ny tanora ny lalany mba hadio
Ny mpanoratra mampitaha ny fiainana araka ny lalàn'Andriamanitra amin'ny lalankely nodiovina tamin'ireo tsentsina.
# Amin'ny foko manontolo
Izany dia fomba fiteny. Ny fo dia manondro izay fihetseham-po, fahatsapana, faniriana, sy sitrapo rehetra. DH: "amin'ny momba ahy rehetra" na "amin'izay rehetra ato anatiko" na "amin-kitsipo"
# aza mamela ahy hania amin'ny didinao
Eto ny tsy fankatoavana ireoe didin'Andriamanitra dia faritana ho mania amin'ny lalana. DH: "Aza mamela ahy tsy hankatò ireo didinao.