plt_tn/psa/118/017.md

413 B

sy ho faty aho, fa ho velona

Ny mpanoratra manambara hevitra mitovy mihiba sy mihabo mba hanamafisana fa ho velona tokoa izy.

Efa nosazian'i Yaveh mafy aho

"nanafay ahy Yaveh"

tsy nanolotra ahy ho faty Izy

Ny mpanoratra miteny ny fahafatesana toy ny hoe olona izay afaka ametrahan'i Yaveh ny mpanoratra eo ambany fahefany. DH: "tsy namela ahy hofaty Izy" na "tsy navelany hovonoin'ireo fahavaloko aho"