# sy ho faty aho, fa ho velona Ny mpanoratra manambara hevitra mitovy mihiba sy mihabo mba hanamafisana fa ho velona tokoa izy. # Efa nosazian'i Yaveh mafy aho "nanafay ahy Yaveh" # tsy nanolotra ahy ho faty Izy Ny mpanoratra miteny ny fahafatesana toy ny hoe olona izay afaka ametrahan'i Yaveh ny mpanoratra eo ambany fahefany. DH: "tsy namela ahy hofaty Izy" na "tsy navelany hovonoin'ireo fahavaloko aho"