plt_tn/psa/118/013.md

240 B

mba handavo ahy

Ny mpanoratra miteny ireo tafiky ny fahavalo miezaka mandresy azy toy ny hoe nitady hanosika azy amin'ny tany izy ireo. DH: "mba handresena ahy"

Yaveh no heriko sy fifaliako

"Yaveh no manome hery sy hafaliana ho ahy"