# mba handavo ahy Ny mpanoratra miteny ireo tafiky ny fahavalo miezaka mandresy azy toy ny hoe nitady hanosika azy amin'ny tany izy ireo. DH: "mba handresena ahy" # Yaveh no heriko sy fifaliako "Yaveh no manome hery sy hafaliana ho ahy"