forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
955 B
Markdown
24 lines
955 B
Markdown
# mihevitra antsika
|
|
|
|
"efa nihaino antsika"
|
|
|
|
# ny fianakavian'Israely
|
|
|
|
Izany dia manondro ny vahoakan'Israely, izay taranak'i Jakoba, izay antsoina ihany koa hoe Israely. DH: "ny vahoakan'Israely"
|
|
|
|
# ny fianakavian'i Arona
|
|
|
|
Izany dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "ny taranak'i Arona" na "ireo mpisorona"
|
|
|
|
# na tanora na antitra
|
|
|
|
"na kely na lehibe." Ireo mety ho heviny dia 1) toerana ara-tsosialy na 2) taona. Amin'ireo toe-javatra roa ireo, dia manondro ny olon-drehetra, tsy mijery taona na toerana ara-tsosialy.
|
|
|
|
# Hampitombo isa anareo hatrany hatrany anie Yaveh
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny ny isan'ireo zanaka izay hananan'ny vahoakan'Israely. DH: "Hampitombo isa hatrany hatrany an'ireo zanakareo anie Yaveh"
|
|
|
|
# dia ny anao sy ny an'ireo taranakao
|
|
|
|
"na ny zanakareo na ny taranak'ireo zanakareo." Ny mpanoratra manazava fa amin'ny taranaka ankehitriny fotsiny no miantraika ny fangatahany, fa ho an'ny taranak'izy ireo ihany koa.
|