plt_tn/psa/115/012.md

955 B

mihevitra antsika

"efa nihaino antsika"

ny fianakavian'Israely

Izany dia manondro ny vahoakan'Israely, izay taranak'i Jakoba, izay antsoina ihany koa hoe Israely. DH: "ny vahoakan'Israely"

ny fianakavian'i Arona

Izany dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "ny taranak'i Arona" na "ireo mpisorona"

na tanora na antitra

"na kely na lehibe." Ireo mety ho heviny dia 1) toerana ara-tsosialy na 2) taona. Amin'ireo toe-javatra roa ireo, dia manondro ny olon-drehetra, tsy mijery taona na toerana ara-tsosialy.

Hampitombo isa anareo hatrany hatrany anie Yaveh

Ny mpanoratra miteny ny isan'ireo zanaka izay hananan'ny vahoakan'Israely. DH: "Hampitombo isa hatrany hatrany an'ireo zanakareo anie Yaveh"

dia ny anao sy ny an'ireo taranakao

"na ny zanakareo na ny taranak'ireo zanakareo." Ny mpanoratra manazava fa amin'ny taranaka ankehitriny fotsiny no miantraika ny fangatahany, fa ho an'ny taranak'izy ireo ihany koa.