plt_tn/psa/113/005.md

8 lines
371 B
Markdown

# Iza no tahaka an'i Yaveh Andriamanitsika ... ety an-tany?
Ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy ny tahaka an'i Yaveh. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "Tsy misy tahaka an'i Yaveh Andriamanitsika ... ety an-tany.
# izay mipetraka eny amin'ny avo
"izay manjaka any amin'ny avo indrindra"