# Iza no tahaka an'i Yaveh Andriamanitsika ... ety an-tany? Ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy misy ny tahaka an'i Yaveh. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "Tsy misy tahaka an'i Yaveh Andriamanitsika ... ety an-tany. # izay mipetraka eny amin'ny avo "izay manjaka any amin'ny avo indrindra"