forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Eo an-tananao ankavanana ny Tompo
|
|
|
|
Rehefa mandeha miady ny tompo, dia mijoro eo amin'ny tanany ankavanana Yaveh mba hanampy azy. DH: "Manampy anao ao anaty ady ny Tompo"
|
|
|
|
# ny Tompo
|
|
|
|
Ny teny "Tompo" dia manondro an'i Yaveh.
|
|
|
|
# Hamono Izy
|
|
|
|
Ny teny "Izy" dia manondro an'i Yaveh. Hanao ireo mpanjaka ho resy sy hofaty Izy, fa hamela ny tafiky ny mpanjaka hamono ireo mpanjaka fahavalo. DH: "Hahafaty ireo mpanjaka Izy" na "Hamela ny tafikao hamono ireo mpanjaka Izy"
|
|
|
|
# mpanjaka
|
|
|
|
Izany dia manondro an'ireo fahavalo. DH: "mpanjaka fahavalo"
|
|
|
|
# amin'ny androm-pahatezerany
|
|
|
|
Eto Davida miteny ny andro izay hahatezitra an'i Yaveh sy handresena ireo mpanjaka ho toy ny "androm-pahatezerany." DH: "amin'ny andron'ny fitsarana rehefa hivadika ho hatezerana ny faharetany"
|
|
|
|
# hofenoiny faty ny tany fiadiana
|
|
|
|
Izany dia midika fa Yaveh hampitranga izany, fa kosa tsy hamono mivantana an'ireo olona izay maty amin'ny tanin'ady. DH: "hanao ny tanin'ady ho feno razana Izy"
|
|
|
|
# hovonoiny ireo mpitarika any amin'ny firenena maro.
|
|
|
|
Izany dia midika fa Yaveh hampitranga izany, fa kosa tsy hamono mivantana an'ireo mpitarika. DH: "hahatonga an'ireo mpitarika amin'ny firenena maro hofaty Izy" na "hamela an'ireo mpitarika amin'ny firenena maro hofaty Izy"
|