forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
762 B
Markdown
16 lines
762 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Salamo nataon'i Davida
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida no nanoratra ny salamo na 2) ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
|
|
|
# Mipetraha eto amin'ny tananako ankavanana
|
|
|
|
Ny andianteny "tanako ankavanana" dia manondro ny toeram-boninahitra. DH: "Mipetraha eo amin'ny toeram-boninahitra izay omeko ho anao"
|
|
|
|
# ambara-panaoko ireo fahavalonao ho fitoera-tongotrao
|
|
|
|
Eto davida dia mamaritra an'i Yaveh mametraka ny fahavalon'ny tompony ho eo ambany fahefana sy fifehezana ho mametraka azy ireo ho eo ambany tongony tahaka ny fitoeran-tongony. DH: "ambara-pametrako an'ireo fahavalonao ho eo ambany fahefanao"
|