plt_tn/psa/110/001.md

762 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida no nanoratra ny salamo na 2) ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Mipetraha eto amin'ny tananako ankavanana

Ny andianteny "tanako ankavanana" dia manondro ny toeram-boninahitra. DH: "Mipetraha eo amin'ny toeram-boninahitra izay omeko ho anao"

ambara-panaoko ireo fahavalonao ho fitoera-tongotrao

Eto davida dia mamaritra an'i Yaveh mametraka ny fahavalon'ny tompony ho eo ambany fahefana sy fifehezana ho mametraka azy ireo ho eo ambany tongony tahaka ny fitoeran-tongony. DH: "ambara-pametrako an'ireo fahavalonao ho eo ambany fahefanao"