plt_tn/psa/109/017.md

942 B

hanody azy anie izany

"ho tonga aminy anie ny fanozonany"

Mampitafy tena amin'ny ozona tahaka ny akanjony izy

Davida miteny ny fitondran-tenan'ny olona ratsy fanahy toy ny hoe fitafy. DH: "Nanozona olona hafa matetika tahaka ny niakanjo izy" na "nanozon'olona foana izy"

tahaka ny akanjony

"toy ny hoe akanjony izany"

fanozonana no mipàka any anatiny tahaka ny rano, tahaka ny tsoka anaty taolany

Ireo mety ho heviny dia 1) Nilaza ozona matetika izy ka tonga isan'ny famantarana azy ireny. "isan'ny maha izy azy ireo ozona lazainy" na 2) nitranga taminy ny ozona nolazainy. "voaozon'ny ozona nolazainy ny tenany manontolo"

tahaka ny rano

Izany dia manondro ny fomba fisotroan'olona rano. DH: "tahaka ny rano sotroin'olona"

tahaka ny tsoka anaty taolany

Izany dia manondro ny fomba hilentehan'ny diloilo anaty hoditra raha horina. DH: "tahaka ny diloilon'oliva alentika anaty taolan'olona rehefa horina amin'ny hodiny"