plt_tn/psa/109/017.md

24 lines
942 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hanody azy anie izany
"ho tonga aminy anie ny fanozonany"
# Mampitafy tena amin'ny ozona tahaka ny akanjony izy
Davida miteny ny fitondran-tenan'ny olona ratsy fanahy toy ny hoe fitafy. DH: "Nanozona olona hafa matetika tahaka ny niakanjo izy" na "nanozon'olona foana izy"
# tahaka ny akanjony
"toy ny hoe akanjony izany"
# fanozonana no mipàka any anatiny tahaka ny rano, tahaka ny tsoka anaty taolany
Ireo mety ho heviny dia 1) Nilaza ozona matetika izy ka tonga isan'ny famantarana azy ireny. "isan'ny maha izy azy ireo ozona lazainy" na 2) nitranga taminy ny ozona nolazainy. "voaozon'ny ozona nolazainy ny tenany manontolo"
# tahaka ny rano
Izany dia manondro ny fomba fisotroan'olona rano. DH: "tahaka ny rano sotroin'olona"
# tahaka ny tsoka anaty taolany
Izany dia manondro ny fomba hilentehan'ny diloilo anaty hoditra raha horina. DH: "tahaka ny diloilon'oliva alentika anaty taolan'olona rehefa horina amin'ny hodiny"