plt_tn/psa/109/008.md

217 B

Ho fohy anie ny androny

Ny andianteny "ny androny" dia manondro ny halavan'ny fiainany. DH: "Tsy ho lava andro lava anie izy"

raharahany

"ny misy azy amin'ny fahefana"

ny fonenany rava

"ny fonenany potika"