# Ho fohy anie ny androny Ny andianteny "ny androny" dia manondro ny halavan'ny fiainany. DH: "Tsy ho lava andro lava anie izy" # raharahany "ny misy azy amin'ny fahefana" # ny fonenany rava "ny fonenany potika"