plt_tn/psa/108/011.md

872 B

Andriamanitra o, moa tsy efa nandà anay ve Ianao?

Ny mpanao salamo mampiasa ity fanontaniana ity mba hanehoana ny alaehlony fa izy ireo toa nolavin'Andriamanitra. DH: "Mahatsiaro nolavinao izahay" na "Andriamanitra o, toa nahafoy anay Ianao"

Tsy mba hiaraka amin'ny tafikay amin'ny ady Ianao

Ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra manampy ny tafiny toy ny hoe tokony nandeha sy niady niaraka tamin'izy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy nanampy ny tafikay Ianao rehefa nandeha niady izahay"

zava-poana

"tsy misy dikany"

handresentsika

"hanana fandresena"

ho hitsakitsahany ireo fahavalontsika

Ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra manampy ny tafik'izy ireo handresy ireo fahavalony toy ny hoe nitsakitsahan'Andriamanitra ireo fahavalo. DH: "hamela antsika hanitsakitsaka ireo fahalontsika Izy" na "hanao antsika ho afa-mandresy ireo fahavalontsika Izy"