plt_tn/psa/108/011.md

20 lines
872 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Andriamanitra o, moa tsy efa nandà anay ve Ianao?
Ny mpanao salamo mampiasa ity fanontaniana ity mba hanehoana ny alaehlony fa izy ireo toa nolavin'Andriamanitra. DH: "Mahatsiaro nolavinao izahay" na "Andriamanitra o, toa nahafoy anay Ianao"
# Tsy mba hiaraka amin'ny tafikay amin'ny ady Ianao
Ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra manampy ny tafiny toy ny hoe tokony nandeha sy niady niaraka tamin'izy ireo Andriamanitra. DH: "Tsy nanampy ny tafikay Ianao rehefa nandeha niady izahay"
# zava-poana
"tsy misy dikany"
# handresentsika
"hanana fandresena"
# ho hitsakitsahany ireo fahavalontsika
Ny mpanao salamo miteny an'Andriamanitra manampy ny tafik'izy ireo handresy ireo fahavalony toy ny hoe nitsakitsahan'Andriamanitra ireo fahavalo. DH: "hamela antsika hanitsakitsaka ireo fahalontsika Izy" na "hanao antsika ho afa-mandresy ireo fahavalontsika Izy"