plt_tn/psa/108/005.md

664 B

Misandràta, Andriamanitra o, any ambonin'ny lanitra

Ny mpanao salamo mangataka amin'Andriamanitra hampiseho fa asandratra Izy. Ny asandratra ambonin'ny lanitra dia maneho ny maha lehibe. DH: "Andriamanitra o, asehoy fa asandratra ambonin'ny lanitra Ianao" na "Andriamanitra o, asehoy fa lehibe any an-danitra Ianao"

aoka ny voninahitrao hisandratra

Eto Yaveh dia tondroina amin'ny "voninahiny." DH: "hasandratra anie Ianao"

amin'ny tanana ankavananao

Eto ny "tanana ankavanan'i Yaveh" dia manondro ny fahefany. DH: "amin'ny fahefanao"

ka valio

Ny famaliana eto dia maneho famaliana ny fangatahany. DH: "valio ny fangatahako" na "valio ny fivavako"