# MisandrĂ ta, Andriamanitra o, any ambonin'ny lanitra Ny mpanao salamo mangataka amin'Andriamanitra hampiseho fa asandratra Izy. Ny asandratra ambonin'ny lanitra dia maneho ny maha lehibe. DH: "Andriamanitra o, asehoy fa asandratra ambonin'ny lanitra Ianao" na "Andriamanitra o, asehoy fa lehibe any an-danitra Ianao" # aoka ny voninahitrao hisandratra Eto Yaveh dia tondroina amin'ny "voninahiny." DH: "hasandratra anie Ianao" # amin'ny tanana ankavananao Eto ny "tanana ankavanan'i Yaveh" dia manondro ny fahefany. DH: "amin'ny fahefanao" # ka valio Ny famaliana eto dia maneho famaliana ny fangatahany. DH: "valio ny fangatahako" na "valio ny fivavako"