plt_tn/psa/107/004.md

460 B

Nirenireny izy ireo

"Nisy ny olona no nirenireny"

tany an'efitra teny amin'ny lalana hay

"teny an-dalana izay tany an-tany efitra"

honenana

"izay ahafahan'izy ireo monina"

Ka dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo tamin'ny androm-pahoriany

Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampiany azy ireo. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo amin'ny fahoriany"

fahoriana

"fahasahiranana" na "hasarotana"