# Nirenireny izy ireo "Nisy ny olona no nirenireny" # tany an'efitra teny amin'ny lalana hay "teny an-dalana izay tany an-tany efitra" # honenana "izay ahafahan'izy ireo monina" # Ka dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo tamin'ny androm-pahoriany Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampiany azy ireo. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo amin'ny fahoriany" # fahoriana "fahasahiranana" na "hasarotana"