plt_tn/psa/106/019.md

731 B

nanao zanak'ombilahy tao Horeba izy ireo ka nanompo sarin-javatra vy

Ity andinindininy ity dia azo averina alahatra mba hazava tsara fa ilay zanak'ombilahy ihany no sarin-javatra vy. DH: "nanao sarin'janak'ombilahy tao Horeba izy ireo ka nanompo izany"

Natakalon'izy ireo sarin'ombilahy voasokitra izay mihinana ahimaitso ny voninahitr'Andriamanitra

Izany dia midika fa raha tokony ho manompo an'Andriamanitra izy ireo dia naleny nanompo an'ilay sarin'ombilahy. DH: "Natakalon'izy ireo fanompoana sarin'ombilahy ny fanompoana ny voninahitr'Andriamanitra"

ny voninahitr'Andriamanitra

Eto Andriamanitra dia tondroina amin'ny voninahiny. DH: "ny Andriamanitr'izy ireo be voninahitra" na "Andriamanitra izay be voninahitra"