# nanao zanak'ombilahy tao Horeba izy ireo ka nanompo sarin-javatra vy Ity andinindininy ity dia azo averina alahatra mba hazava tsara fa ilay zanak'ombilahy ihany no sarin-javatra vy. DH: "nanao sarin'janak'ombilahy tao Horeba izy ireo ka nanompo izany" # Natakalon'izy ireo sarin'ombilahy voasokitra izay mihinana ahimaitso ny voninahitr'Andriamanitra Izany dia midika fa raha tokony ho manompo an'Andriamanitra izy ireo dia naleny nanompo an'ilay sarin'ombilahy. DH: "Natakalon'izy ireo fanompoana sarin'ombilahy ny fanompoana ny voninahitr'Andriamanitra" # ny voninahitr'Andriamanitra Eto Andriamanitra dia tondroina amin'ny voninahiny. DH: "ny Andriamanitr'izy ireo be voninahitra" na "Andriamanitra izay be voninahitra"