plt_tn/psa/106/006.md

8 lines
246 B
Markdown

# Tsy nankasitrahan'ireo razanay ireo asanao mahagaga
"Tsy nankasitraka ny asa mahagaga nataonao"
# teny amin'ny ranomasina ... ny Ranomasina Mena
Ireo andianteny roa ireo dia manondro ranomasina mitovy. Ny faharoa dia anaran'ilay ranomasina.