# Tsy nankasitrahan'ireo razanay ireo asanao mahagaga "Tsy nankasitraka ny asa mahagaga nataonao" # teny amin'ny ranomasina ... ny Ranomasina Mena Ireo andianteny roa ireo dia manondro ranomasina mitovy. Ny faharoa dia anaran'ilay ranomasina.