forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
# Nentiny nivoaka niaraka tamin'ny volamena sy volafotsy ny Israelita
|
|
|
|
Rehefa nandao an'i Egypta ny Israelita dia naka volafotsy sy volamena ho azy izy ireo. DH: "Nitondra ny Israelita nivoaka an'i Egypta niaraka tamin'ny volafotsy sy volamena ho fananany Izy"
|
|
|
|
# tsy nisy tamin'ireo fokony tafintohina teny an-dalana
|
|
|
|
Tsy nisy tavela. DH: "afaka nanao dia lavitra avokoa ny fokony rehetra"
|
|
|
|
# Ravoravo Egypta
|
|
|
|
Eto ny "Egypta" dia manondro an''ireo vahoaka izay monina any Egypta. DH: "Ravoravo ny vahoakan'i Egypta"
|
|
|
|
# Nampiely ny rahona ho firakotra Izy
|
|
|
|
Eto ny mpanao salamo dia mamaritra an'i Yaveh mametraka rahona eny amin'ny habakabaka toy ny hoe Izy namelatra lamba. Ny rahona dia "firakotra" niaro azy ireo tamin'ny masoandro. DH: "Nametraka rahona teny amin'ny habakabaka Izy mba hiarovana azy ireo amin'ny masoandro sy ny hafanana"
|
|
|
|
# nanao afo hampazava ny alina
|
|
|
|
Yaveh nametraka andry afo teny amin'ny habakabaka mba hanomezana hazavana nandritra ny alina. DH: "nametraka afo teny amin'ny habakabaka mba hanazava ny alina"
|