plt_tn/psa/105/018.md

199 B

tady vy

vy mifampitohitohy ampiasaina hamehezana ny tanana sy tongotry ny gadra.

nitsapa azy ny tenin'i Yaveh

Eto ny "teny" dia manondro ny hafatr'i Yaveh. DH: "nitsapa azy ny hafatr'i Yaveh"