plt_tn/psa/105/018.md

8 lines
199 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tady vy
vy mifampitohitohy ampiasaina hamehezana ny tanana sy tongotry ny gadra.
# nitsapa azy ny tenin'i Yaveh
Eto ny "teny" dia manondro ny hafatr'i Yaveh. DH: "nitsapa azy ny hafatr'i Yaveh"