plt_tn/psa/105/016.md

451 B

Niantso Izy

"Naniraka Izy." Izany dia midika nahatonga ny mosary hitranga ao amin'ny tany.

ny famatsiana mofo manontolo

Eto ny "mofo" dia manondro sakafo ankapobeny. DH: "ny famatsiana hanina manontolo"

Naniraka lehilahy Izy hialoha lalana azy ireo; dia Josefa

Mety hanampy ny manambara fa naniraka azy hialoha lalana azy ireo any Egypta Izy. DH: "Naniraka lehilahy Izy hialoha lalany azy ireo any Egypta; naniraka an'i Josefa izay... Izy"