plt_tn/psa/105/016.md

12 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niantso Izy
"Naniraka Izy." Izany dia midika nahatonga ny mosary hitranga ao amin'ny tany.
# ny famatsiana mofo manontolo
Eto ny "mofo" dia manondro sakafo ankapobeny. DH: "ny famatsiana hanina manontolo"
# Naniraka lehilahy Izy hialoha lalana azy ireo; dia Josefa
Mety hanampy ny manambara fa naniraka azy hialoha lalana azy ireo any Egypta Izy. DH: "Naniraka lehilahy Izy hialoha lalany azy ireo any Egypta; naniraka an'i Josefa izay... Izy"