plt_tn/psa/105/007.md

416 B

Ataony an-tsaina ... ny teny izay nandidiany

Ireo andianteny roa ireo dia mifampizara hevitra mitovy ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. Ny teny "teny" dia manondro ny fanekena. DH: "Ataony an-tsaina mandrakizay ny fanekeny, dia ilay fampanantenana nataony"

Ataony an-tsaina

Izany dia midika hoe mahatsiaro sy mihevitra momba ny zavatra iray. DH: "mahatsiaro"

taranaka an'arivony

"taranaka 1.000"